JetBits |
! You are not logged in to JetBits. Please register or login.
* CoachingbyRalphAn > Forum
coachralphandria
Heure exacte ny Nouvelle lune no antsoina hoe Heure Noir.Mialoha ny tsinambolana voalohany ,mandritra ny aizina no Mainty ny ora.Ny heviny: Ny volana no misy ny plan des anges ary ao @volana no itoeran'ireo anjely mpiambina isan'andro sy anjely miahy sy mandray ny fangatahana avy @ny fanahin'ny Olombelona.Tandremo: Aza mety taritina hanao ceremonie magique @ny ora mainty fa kosa ora iray aoriany no afaka manao ny rituel du nouvelle lune sy ny geste de gratitude du nouvelle lune toy ny fanomezana tantely ny lava bitsika(mitondra fahombiazana sy fahafenoana ao an-tokantrano),ny fambolena voninkazo na koa fangalana ireo vato misy energie eny amoron-drano.Asaiko hatrany isika hanantona ahy mivantana raha mila toro sy technique d'attraction universelle toy ny technique d'attraction amour,argent,sante,travail,sns . Contacter Coach Ralph Andria,Guide en loi d'attraction,meditation,magnetisme :+261327737808 ,+261349233718
0 Replies 272 Views 1 Bookmarks
topics posts

* CoachingbyRalphAn Forum
fav Bookmarks

* CoachingbyRalphAn
Free Android Apps & Games!